plt_tn/2sa/21/02.md

8 lines
463 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Eto ny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Io dia manome fampahafantarana fototra momba ireo Gibeonita.
# Inona no tokony hataoko ho anareo? Ahoana no hahafahako manao fanavotana...ireo fampanantenany?
Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dika iray ihany. DH: "Inona no azoko atao mba hanalana izao fahotana izao, mba ahafahanao mitso-drano ny vahoakan'i Yaveh, izay mandovo ny hatsarany sy ny fampanantenany?"