# Ary Eto ny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Io dia manome fampahafantarana fototra momba ireo Gibeonita. # Inona no tokony hataoko ho anareo? Ahoana no hahafahako manao fanavotana...ireo fampanantenany? Ireo fehezanteny roa ireo dia manana dika iray ihany. DH: "Inona no azoko atao mba hanalana izao fahotana izao, mba ahafahanao mitso-drano ny vahoakan'i Yaveh, izay mandovo ny hatsarany sy ny fampanantenany?"