plt_tn/2sa/21/01.md

315 B

nitady ny tavan'i Yaveh

Eto ny hoe "tava" dia sarinteny ho an'ny fanatrehan'i Yaveh. Io dia midika fa nivavaka nangataka valiny tamin'i Yaveh momba ny mosary i Davida.

noho i Saoly sy ny fianakaviany mpamono olona

Efa namono Gibeonita maro i Saoly, ary meloka noho izany fahotana izany ireo taranak'i Saoly.