plt_tn/2sa/21/01.md

8 lines
315 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nitady ny tavan'i Yaveh
Eto ny hoe "tava" dia sarinteny ho an'ny fanatrehan'i Yaveh. Io dia midika fa nivavaka nangataka valiny tamin'i Yaveh momba ny mosary i Davida.
# noho i Saoly sy ny fianakaviany mpamono olona
Efa namono Gibeonita maro i Saoly, ary meloka noho izany fahotana izany ireo taranak'i Saoly.