# nitady ny tavan'i Yaveh Eto ny hoe "tava" dia sarinteny ho an'ny fanatrehan'i Yaveh. Io dia midika fa nivavaka nangataka valiny tamin'i Yaveh momba ny mosary i Davida. # noho i Saoly sy ny fianakaviany mpamono olona Efa namono Gibeonita maro i Saoly, ary meloka noho izany fahotana izany ireo taranak'i Saoly.