plt_tn/2sa/20/23.md

28 lines
913 B
Markdown

# Ary
Ny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Io fizarana vaovao io dia manome fampahafantarana fototra momba ireo lehilahy izay nanompo an'i Davida mpanjaka.
# i Joaba dia ambonin'ireo...Benaia zanaka lahin'i Ahiloda dia ambonin'ireo...Adorama dia ambonin'ireo
Ny andianteny hoe "ambonin'ireo" dia manondro ny fananana fahefana hanapaka vondron'olona. DH: "I Joaba dia manam-pahefana amin'ny...i Benaia zanak'i Joiada dia manam-pahefana amin'ny...i Adorama dia manam-pahefana amin'ny"
# Joiada...Josafata...Ahiloda
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:15 ihany io anarana io.
# Keretita...Peletita
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:15 ihany ireo anarana vondron'olona ireo.
# ireo lehilahy izay nanao asa an-terivozona
"ireo andevo mpiasa"
# Adorama ...Seva...Ira
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Jairita
Io dia anarana vondron'olona.