# Ary Ny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Io fizarana vaovao io dia manome fampahafantarana fototra momba ireo lehilahy izay nanompo an'i Davida mpanjaka. # i Joaba dia ambonin'ireo...Benaia zanaka lahin'i Ahiloda dia ambonin'ireo...Adorama dia ambonin'ireo Ny andianteny hoe "ambonin'ireo" dia manondro ny fananana fahefana hanapaka vondron'olona. DH: "I Joaba dia manam-pahefana amin'ny...i Benaia zanak'i Joiada dia manam-pahefana amin'ny...i Adorama dia manam-pahefana amin'ny" # Joiada...Josafata...Ahiloda Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:15 ihany io anarana io. # Keretita...Peletita Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:15 ihany ireo anarana vondron'olona ireo. # ireo lehilahy izay nanao asa an-terivozona "ireo andevo mpiasa" # Adorama ...Seva...Ira Ireo dia anaran-dehilahy. # Jairita Io dia anarana vondron'olona.