plt_tn/2sa/20/23.md

913 B

Ary

Ny hoe "Ary" dia manamarika fihatoana ao amin'ny vontoatin'ny fizotry ny tantara. Io fizarana vaovao io dia manome fampahafantarana fototra momba ireo lehilahy izay nanompo an'i Davida mpanjaka.

i Joaba dia ambonin'ireo...Benaia zanaka lahin'i Ahiloda dia ambonin'ireo...Adorama dia ambonin'ireo

Ny andianteny hoe "ambonin'ireo" dia manondro ny fananana fahefana hanapaka vondron'olona. DH: "I Joaba dia manam-pahefana amin'ny...i Benaia zanak'i Joiada dia manam-pahefana amin'ny...i Adorama dia manam-pahefana amin'ny"

Joiada...Josafata...Ahiloda

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:15 ihany io anarana io.

Keretita...Peletita

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 8:15 ihany ireo anarana vondron'olona ireo.

ireo lehilahy izay nanao asa an-terivozona

"ireo andevo mpiasa"

Adorama ...Seva...Ira

Ireo dia anaran-dehilahy.

Jairita

Io dia anarana vondron'olona.