plt_tn/2sa/20/09.md

20 lines
424 B
Markdown

# rahalahiko
Amasa dia zana-drahavavin'ny renin'i Joaba.
# tamim-pitiavana
"tamim-pahatsorana"
# Noraisin'i Joaba tamim-pitiavana tamin'ny tanany havanana ny volombavan'i Amasa mba horohany
Io dia fomba iraisan'ny lehilahy mba hifampiarabana.
# sabatra kely
sabatra fohy izay mora afenina ary matetika nampiasaina amin'ny ady akaiky sy ny famonoana
# nivaroraka tamin'ny tany ireo tsinainy
"nivaroraka ireo tsinay"