plt_tn/2sa/20/09.md

424 B

rahalahiko

Amasa dia zana-drahavavin'ny renin'i Joaba.

tamim-pitiavana

"tamim-pahatsorana"

Noraisin'i Joaba tamim-pitiavana tamin'ny tanany havanana ny volombavan'i Amasa mba horohany

Io dia fomba iraisan'ny lehilahy mba hifampiarabana.

sabatra kely

sabatra fohy izay mora afenina ary matetika nampiasaina amin'ny ady akaiky sy ny famonoana

nivaroraka tamin'ny tany ireo tsinainy

"nivaroraka ireo tsinay"