# rahalahiko Amasa dia zana-drahavavin'ny renin'i Joaba. # tamim-pitiavana "tamim-pahatsorana" # Noraisin'i Joaba tamim-pitiavana tamin'ny tanany havanana ny volombavan'i Amasa mba horohany Io dia fomba iraisan'ny lehilahy mba hifampiarabana. # sabatra kely sabatra fohy izay mora afenina ary matetika nampiasaina amin'ny ady akaiky sy ny famonoana # nivaroraka tamin'ny tany ireo tsinainy "nivaroraka ireo tsinay"