plt_tn/2sa/20/03.md

16 lines
458 B
Markdown

# hiandry ny lapa
Eto ny teny hoe "miandry" dia midika hoe mikarakara. DH: "mikarakara ny lapa"
# trano iray voambina izy ireo
Raha "voambina" ny trano iray dia midika izany fa misy mpiambina iray napetraka tao amin'ilay trano. DH: "tao an-trano ary nametraka mpiambina iray tao"
# nihidy tao izy ireo
Izany dia midika fa tsy navela hiala ny trano izy ireo. DH: "nidìna tao anatin'ny trano izy ireo"
# mpitondratena
Ireo dia vehivavy izay maty vady.