# hiandry ny lapa Eto ny teny hoe "miandry" dia midika hoe mikarakara. DH: "mikarakara ny lapa" # trano iray voambina izy ireo Raha "voambina" ny trano iray dia midika izany fa misy mpiambina iray napetraka tao amin'ilay trano. DH: "tao an-trano ary nametraka mpiambina iray tao" # nihidy tao izy ireo Izany dia midika fa tsy navela hiala ny trano izy ireo. DH: "nidìna tao anatin'ny trano izy ireo" # mpitondratena Ireo dia vehivavy izay maty vady.