plt_tn/2sa/20/03.md

458 B

hiandry ny lapa

Eto ny teny hoe "miandry" dia midika hoe mikarakara. DH: "mikarakara ny lapa"

trano iray voambina izy ireo

Raha "voambina" ny trano iray dia midika izany fa misy mpiambina iray napetraka tao amin'ilay trano. DH: "tao an-trano ary nametraka mpiambina iray tao"

nihidy tao izy ireo

Izany dia midika fa tsy navela hiala ny trano izy ireo. DH: "nidìna tao anatin'ny trano izy ireo"

mpitondratena

Ireo dia vehivavy izay maty vady.