plt_tn/2sa/20/01.md

472 B

teo amin'ilay toerana

Io dia manondro ny tanànan'i Gilgala.

Seba...Bikry

Ireo dia anaran-dehilahy.

Tsy manana anjara any amin'i Davida isika, no sady tsy mahazo lova any amin'ny zanaka lahin'i Jese

Ireo fehezanteny roa ireo dia samy mitovy hevitra ihany. Manindry i Seba fa tsy manana fifandraisana amin'i Davida izy sy ireo fokon'ny Israely. DH: "Tsy antsika ny lovan'i Davida sy ny fianakavian-drainy" na "Tsy anisan'i Davida sy ny fianakavian-drainy isika"