# teo amin'ilay toerana Io dia manondro ny tanĂ nan'i Gilgala. # Seba...Bikry Ireo dia anaran-dehilahy. # Tsy manana anjara any amin'i Davida isika, no sady tsy mahazo lova any amin'ny zanaka lahin'i Jese Ireo fehezanteny roa ireo dia samy mitovy hevitra ihany. Manindry i Seba fa tsy manana fifandraisana amin'i Davida izy sy ireo fokon'ny Israely. DH: "Tsy antsika ny lovan'i Davida sy ny fianakavian-drainy" na "Tsy anisan'i Davida sy ny fianakavian-drainy isika"