plt_tn/2sa/20/01.md

12 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teo amin'ilay toerana
Io dia manondro ny tanànan'i Gilgala.
# Seba...Bikry
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Tsy manana anjara any amin'i Davida isika, no sady tsy mahazo lova any amin'ny zanaka lahin'i Jese
Ireo fehezanteny roa ireo dia samy mitovy hevitra ihany. Manindry i Seba fa tsy manana fifandraisana amin'i Davida izy sy ireo fokon'ny Israely. DH: "Tsy antsika ny lovan'i Davida sy ny fianakavian-drainy" na "Tsy anisan'i Davida sy ny fianakavian-drainy isika"