plt_tn/2sa/19/24.md

578 B

Mefiboseta

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 4:4 ihany io anaran-dehilahy io.

Tsy nanisy kapa ny tongony izy

"Tsy nikarakara ny tongony izy". Mandringa ny tongotr'i Mefiboseta. Io andianteny io dia midika fa tsy mba nikarakara ny tongony manokana izy.

Nahoana ianao no tsy niaraka tamiko, ry Mefiboseta?

I Davida dia manontany an'i Mefiboseta ny antony tsy nandehanany niaraka tamin'i Davida fony niala tao Jerosalema i Davida sy ny olona rehetra izay nanaraka azy. DH: "Nahoana ianao no tsy niaraka tamiko fony aho niala teto Jerosalema, ry Mefiboseta?"