# Mefiboseta Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 4:4 ihany io anaran-dehilahy io. # Tsy nanisy kapa ny tongony izy "Tsy nikarakara ny tongony izy". Mandringa ny tongotr'i Mefiboseta. Io andianteny io dia midika fa tsy mba nikarakara ny tongony manokana izy. # Nahoana ianao no tsy niaraka tamiko, ry Mefiboseta? I Davida dia manontany an'i Mefiboseta ny antony tsy nandehanany niaraka tamin'i Davida fony niala tao Jerosalema i Davida sy ny olona rehetra izay nanaraka azy. DH: "Nahoana ianao no tsy niaraka tamiko fony aho niala teto Jerosalema, ry Mefiboseta?"