plt_tn/2sa/19/24.md

12 lines
578 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mefiboseta
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 4:4 ihany io anaran-dehilahy io.
# Tsy nanisy kapa ny tongony izy
"Tsy nikarakara ny tongony izy". Mandringa ny tongotr'i Mefiboseta. Io andianteny io dia midika fa tsy mba nikarakara ny tongony manokana izy.
# Nahoana ianao no tsy niaraka tamiko, ry Mefiboseta?
I Davida dia manontany an'i Mefiboseta ny antony tsy nandehanany niaraka tamin'i Davida fony niala tao Jerosalema i Davida sy ny olona rehetra izay nanaraka azy. DH: "Nahoana ianao no tsy niaraka tamiko fony aho niala teto Jerosalema, ry Mefiboseta?"