plt_tn/2sa/18/31.md

405 B

nitsangana nanohitra anao

Io dia midika hoe manohitra. DH: "nanohitra"

Ireo fahavalon'ny mpanjaka tompoko,...tokony ho tahaka an'io tovolahy io

Mampiasa fampitahana ilay Kosita mba ho fomba mihaja hilazana amin'ny mpanjaka fa maty i Absaloma. Io dia afaka ambara mivantana kokoa. DH: "Tiako raha mba ireo fahavalonao rehetra...mba ho faty tahaka ny nahafatesan'io tovolahy io"

ketraka

"tohina"