# nitsangana nanohitra anao Io dia midika hoe manohitra. DH: "nanohitra" # Ireo fahavalon'ny mpanjaka tompoko,...tokony ho tahaka an'io tovolahy io Mampiasa fampitahana ilay Kosita mba ho fomba mihaja hilazana amin'ny mpanjaka fa maty i Absaloma. Io dia afaka ambara mivantana kokoa. DH: "Tiako raha mba ireo fahavalonao rehetra...mba ho faty tahaka ny nahafatesan'io tovolahy io" # ketraka "tohina"