plt_tn/2sa/18/31.md

12 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nitsangana nanohitra anao
Io dia midika hoe manohitra. DH: "nanohitra"
# Ireo fahavalon'ny mpanjaka tompoko,...tokony ho tahaka an'io tovolahy io
Mampiasa fampitahana ilay Kosita mba ho fomba mihaja hilazana amin'ny mpanjaka fa maty i Absaloma. Io dia afaka ambara mivantana kokoa. DH: "Tiako raha mba ireo fahavalonao rehetra...mba ho faty tahaka ny nahafatesan'io tovolahy io"
# ketraka
"tohina"