plt_tn/2sa/18/28.md

20 lines
767 B
Markdown

# Nampiankohoka ny tenany tamin'ny tavany teo amin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka izy
Nanao izany izy mba hanome voninahitra ny mpanjaka. DH: "Nampiankohoka ny tenany teo anoloan'ny mpanjaka izy ary ny tavany teo amin'ny tany mba hanomezam-boninahitra ny mpanjaka"
# Deraina anie Yaveh
"Derao i Yaveh".
# ny olona izay nanandratra ny tanan'izy ireo nanohitra ny mpanjaka tompoko Izy
Eto i Ahimaza dia miresaka ireo olona nanohitra ny mpanjaka toy ny hoe nanandratra ny tanan'izy ireo teo anoloany izy ireo. DH: "ireo olona izay nanohitra sy niady tamin'ny mpanjaka tompoko''
# korontana lehibe
Io dia midika fa nanao fihetsika toy ny zavatra tsy mety rehetra ny vahoaka.
# Mitodiha kely ary mitsangàna eto
"Mialà amin'ny lalana" na "Mijoroa etsy" (UDB)