# Nampiankohoka ny tenany tamin'ny tavany teo amin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka izy Nanao izany izy mba hanome voninahitra ny mpanjaka. DH: "Nampiankohoka ny tenany teo anoloan'ny mpanjaka izy ary ny tavany teo amin'ny tany mba hanomezam-boninahitra ny mpanjaka" # Deraina anie Yaveh "Derao i Yaveh". # ny olona izay nanandratra ny tanan'izy ireo nanohitra ny mpanjaka tompoko Izy Eto i Ahimaza dia miresaka ireo olona nanohitra ny mpanjaka toy ny hoe nanandratra ny tanan'izy ireo teo anoloany izy ireo. DH: "ireo olona izay nanohitra sy niady tamin'ny mpanjaka tompoko'' # korontana lehibe Io dia midika fa nanao fihetsika toy ny zavatra tsy mety rehetra ny vahoaka. # Mitodiha kely ary mitsangĂ na eto "MialĂ  amin'ny lalana" na "Mijoroa etsy" (UDB)