plt_tn/2sa/18/28.md

767 B

Nampiankohoka ny tenany tamin'ny tavany teo amin'ny tany teo anatrehan'ny mpanjaka izy

Nanao izany izy mba hanome voninahitra ny mpanjaka. DH: "Nampiankohoka ny tenany teo anoloan'ny mpanjaka izy ary ny tavany teo amin'ny tany mba hanomezam-boninahitra ny mpanjaka"

Deraina anie Yaveh

"Derao i Yaveh".

ny olona izay nanandratra ny tanan'izy ireo nanohitra ny mpanjaka tompoko Izy

Eto i Ahimaza dia miresaka ireo olona nanohitra ny mpanjaka toy ny hoe nanandratra ny tanan'izy ireo teo anoloany izy ireo. DH: "ireo olona izay nanohitra sy niady tamin'ny mpanjaka tompoko''

korontana lehibe

Io dia midika fa nanao fihetsika toy ny zavatra tsy mety rehetra ny vahoaka.

Mitodiha kely ary mitsangàna eto

"Mialà amin'ny lalana" na "Mijoroa etsy" (UDB)