plt_tn/2sa/18/19.md

664 B

Ahimaza

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:27 ihany io anaran-dehilahy io.

hihazakazaka hitondra vaovao mahafaly ho any amin'ny mpanjaka

Eto i Ahimaza dia miresaka ny fihazakazahana handeha sy hilaza amin'ny mpanjaka ireo vaovao tsara toy ny hoe zavatra izay nolanjainy izany. DH: "nihazakazaka mba hilaza ny mpanjaka ireo vaovao tsara"

tanan'ireo fahavalony

Eto ny "tanana" dia manondro ny fifehezana. DH: "ny fifehezan'ireo fahavalony"

mpitondra vaovao

"ny olona izay milaza vaovao"

Tsy hitondra vaovao ianao

Io dia manondro ny tsy fitondrana ireo vaovao any amin'ny mpanjaka. DH: "tsy hilaza ireo vaovao amin'ny mpanjaka ianao"