plt_tn/2sa/18/19.md

20 lines
664 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ahimaza
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:27 ihany io anaran-dehilahy io.
# hihazakazaka hitondra vaovao mahafaly ho any amin'ny mpanjaka
Eto i Ahimaza dia miresaka ny fihazakazahana handeha sy hilaza amin'ny mpanjaka ireo vaovao tsara toy ny hoe zavatra izay nolanjainy izany. DH: "nihazakazaka mba hilaza ny mpanjaka ireo vaovao tsara"
# tanan'ireo fahavalony
Eto ny "tanana" dia manondro ny fifehezana. DH: "ny fifehezan'ireo fahavalony"
# mpitondra vaovao
"ny olona izay milaza vaovao"
# Tsy hitondra vaovao ianao
Io dia manondro ny tsy fitondrana ireo vaovao any amin'ny mpanjaka. DH: "tsy hilaza ireo vaovao amin'ny mpanjaka ianao"