# Ahimaza Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:27 ihany io anaran-dehilahy io. # hihazakazaka hitondra vaovao mahafaly ho any amin'ny mpanjaka Eto i Ahimaza dia miresaka ny fihazakazahana handeha sy hilaza amin'ny mpanjaka ireo vaovao tsara toy ny hoe zavatra izay nolanjainy izany. DH: "nihazakazaka mba hilaza ny mpanjaka ireo vaovao tsara" # tanan'ireo fahavalony Eto ny "tanana" dia manondro ny fifehezana. DH: "ny fifehezan'ireo fahavalony" # mpitondra vaovao "ny olona izay milaza vaovao" # Tsy hitondra vaovao ianao Io dia manondro ny tsy fitondrana ireo vaovao any amin'ny mpanjaka. DH: "tsy hilaza ireo vaovao amin'ny mpanjaka ianao"