plt_tn/2sa/18/05.md

501 B

Abisay

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:18 ihany io anaran-dehilahy io.

Itahy

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:19 ihany io anaran-dehilahy io.

mifanaraha amin-katsaram-panahy amin'ilay tovolahy, amin'i Absaloma

"Noho ny amiko, dia aza mandratra ilay tovolahy, dia i Absaloma." Ny andianteny hoe "Mifanaraka amin-katsaram-panahy" dia midika hoe tsara fanahy amin'ny olona ary tsy manisy ratsy azy ireo.

Nohon'ny amiko

"ny maha-izaho ahy" na "ny momba ahy"