# Abisay Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:18 ihany io anaran-dehilahy io. # Itahy Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:19 ihany io anaran-dehilahy io. # mifanaraha amin-katsaram-panahy amin'ilay tovolahy, amin'i Absaloma "Noho ny amiko, dia aza mandratra ilay tovolahy, dia i Absaloma." Ny andianteny hoe "Mifanaraka amin-katsaram-panahy" dia midika hoe tsara fanahy amin'ny olona ary tsy manisy ratsy azy ireo. # Nohon'ny amiko "ny maha-izaho ahy" na "ny momba ahy"