plt_tn/2sa/18/05.md

16 lines
501 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Abisay
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:18 ihany io anaran-dehilahy io.
# Itahy
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 15:19 ihany io anaran-dehilahy io.
# mifanaraha amin-katsaram-panahy amin'ilay tovolahy, amin'i Absaloma
"Noho ny amiko, dia aza mandratra ilay tovolahy, dia i Absaloma." Ny andianteny hoe "Mifanaraka amin-katsaram-panahy" dia midika hoe tsara fanahy amin'ny olona ary tsy manisy ratsy azy ireo.
# Nohon'ny amiko
"ny maha-izaho ahy" na "ny momba ahy"