plt_tn/2sa/17/23.md

508 B

hita

"nahafantatra" na "nahalala"

tsy narahina ny toroheviny

DH: "Tsy nanaraka ny toroheviny i Absaloma"

nanisy lasely

mametraka lamba firakotra na fipetrahana kely vita amin'ny hoditra eo amin'ny ampondra na soavaly mba hipetrahan'ny mpitaingina

nandamina ireo raharahany

Nanomana ny fahafatesany tamin'ny filazana ny fianakaviany izay atao aorian'ny ahafatesany izy. DH: "nanomana ny fahafatesany izy"

Tamin'izany fomba izany

"Ary izany no fomba"

nalevina

DH: "Nalevin'izy ireo izy"