# hita "nahafantatra" na "nahalala" # tsy narahina ny toroheviny DH: "Tsy nanaraka ny toroheviny i Absaloma" # nanisy lasely mametraka lamba firakotra na fipetrahana kely vita amin'ny hoditra eo amin'ny ampondra na soavaly mba hipetrahan'ny mpitaingina # nandamina ireo raharahany Nanomana ny fahafatesany tamin'ny filazana ny fianakaviany izay atao aorian'ny ahafatesany izy. DH: "nanomana ny fahafatesany izy" # Tamin'izany fomba izany "Ary izany no fomba" # nalevina DH: "Nalevin'izy ireo izy"