plt_tn/2sa/17/23.md

24 lines
508 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hita
"nahafantatra" na "nahalala"
# tsy narahina ny toroheviny
DH: "Tsy nanaraka ny toroheviny i Absaloma"
# nanisy lasely
mametraka lamba firakotra na fipetrahana kely vita amin'ny hoditra eo amin'ny ampondra na soavaly mba hipetrahan'ny mpitaingina
# nandamina ireo raharahany
Nanomana ny fahafatesany tamin'ny filazana ny fianakaviany izay atao aorian'ny ahafatesany izy. DH: "nanomana ny fahafatesany izy"
# Tamin'izany fomba izany
"Ary izany no fomba"
# nalevina
DH: "Nalevin'izy ireo izy"