plt_tn/2sa/16/17.md

16 lines
655 B
Markdown

# fahatokianao
fahatsapana fanohanana na fitiavana mafy
# Izao ve no fahatokianao asehonao amin'ny namanao? Nahoana ianao no tsy nandeha niaraka taminy?
Io fanontaniana fampisainana io dia napetraka mba hitsikerana an'i Hosay. Afaka adika ho fanambarana ireo. DH: "Efa namana nahatoky tamin'i Davida ianao; ka tokony nandeha niaraka taminy."
# ilay iray izay nofidian'i Yaveh
Manondro an'i Absaloma i Hosay.
# ilay iray izay...no lehilahy izay...eo aminy
Eto i Hosay dia manondro an'i Absaloma mba hanindriana azy ary mametraka izany eo amin'i Yaveh sy ny vahoaka izay nifidy azy. DH: "ianao no ilay iray izay...ianao no lehilahy izay...eo aminao"