# fahatokianao fahatsapana fanohanana na fitiavana mafy # Izao ve no fahatokianao asehonao amin'ny namanao? Nahoana ianao no tsy nandeha niaraka taminy? Io fanontaniana fampisainana io dia napetraka mba hitsikerana an'i Hosay. Afaka adika ho fanambarana ireo. DH: "Efa namana nahatoky tamin'i Davida ianao; ka tokony nandeha niaraka taminy." # ilay iray izay nofidian'i Yaveh Manondro an'i Absaloma i Hosay. # ilay iray izay...no lehilahy izay...eo aminy Eto i Hosay dia manondro an'i Absaloma mba hanindriana azy ary mametraka izany eo amin'i Yaveh sy ny vahoaka izay nifidy azy. DH: "ianao no ilay iray izay...ianao no lehilahy izay...eo aminao"