plt_tn/2sa/16/17.md

655 B

fahatokianao

fahatsapana fanohanana na fitiavana mafy

Izao ve no fahatokianao asehonao amin'ny namanao? Nahoana ianao no tsy nandeha niaraka taminy?

Io fanontaniana fampisainana io dia napetraka mba hitsikerana an'i Hosay. Afaka adika ho fanambarana ireo. DH: "Efa namana nahatoky tamin'i Davida ianao; ka tokony nandeha niaraka taminy."

ilay iray izay nofidian'i Yaveh

Manondro an'i Absaloma i Hosay.

ilay iray izay...no lehilahy izay...eo aminy

Eto i Hosay dia manondro an'i Absaloma mba hanindriana azy ary mametraka izany eo amin'i Yaveh sy ny vahoaka izay nifidy azy. DH: "ianao no ilay iray izay...ianao no lehilahy izay...eo aminao"