plt_tn/2sa/16/07.md

883 B

mpanao ratsy

olona izay ratsy, mpanao heloka na mpandika lalàna

olona mpandatsa-drà

Eto ny hoe "rà" dia manondro ny lehilahy rehetra izay tompon'andraikitra tamin'ny famonoana an'ady. DH: "namono"

Novalian'i Yaveh

Novalian'i Yaveh tamin'ny fanasaziana azy ireo izy ireo. Io dia afaka ambara mazava. DH: "Nosazian'i Yaveh"

ny ràn'ny fianakavian'i Saoly izay nalatsakareo

Eto ny hoe "rà" dia manondro ny olona izay novonoina tao amin'ny fianakavian'i Saoly. Tompon'andraikitra tamin'ny namonoana azy ireo ny mpanjaka. DH: "tamin'ny famonoana ny maro tamin'ny fianakavian'i Saoly"

tamin'ny toerana izay nanjakanareo

Nanjaka ho mpanjaka tamin'ny vahoaka iray izay nanjakan'i Saoly ihany i Davida. DH: "tamin'ny toerana izay nanjakanao ho mpanjaka"

teo an-tanan'i Absaloma

Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny fifehezana. DH: "tao amin'ny fifehezan'i Absaloma"