plt_tn/2sa/16/07.md

24 lines
883 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mpanao ratsy
olona izay ratsy, mpanao heloka na mpandika lalàna
# olona mpandatsa-drà
Eto ny hoe "rà" dia manondro ny lehilahy rehetra izay tompon'andraikitra tamin'ny famonoana an'ady. DH: "namono"
# Novalian'i Yaveh
Novalian'i Yaveh tamin'ny fanasaziana azy ireo izy ireo. Io dia afaka ambara mazava. DH: "Nosazian'i Yaveh"
# ny ràn'ny fianakavian'i Saoly izay nalatsakareo
Eto ny hoe "rà" dia manondro ny olona izay novonoina tao amin'ny fianakavian'i Saoly. Tompon'andraikitra tamin'ny namonoana azy ireo ny mpanjaka. DH: "tamin'ny famonoana ny maro tamin'ny fianakavian'i Saoly"
# tamin'ny toerana izay nanjakanareo
Nanjaka ho mpanjaka tamin'ny vahoaka iray izay nanjakan'i Saoly ihany i Davida. DH: "tamin'ny toerana izay nanjakanao ho mpanjaka"
# teo an-tanan'i Absaloma
Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny fifehezana. DH: "tao amin'ny fifehezan'i Absaloma"