# mpanao ratsy olona izay ratsy, mpanao heloka na mpandika lalàna # olona mpandatsa-drà Eto ny hoe "rà" dia manondro ny lehilahy rehetra izay tompon'andraikitra tamin'ny famonoana an'ady. DH: "namono" # Novalian'i Yaveh Novalian'i Yaveh tamin'ny fanasaziana azy ireo izy ireo. Io dia afaka ambara mazava. DH: "Nosazian'i Yaveh" # ny ràn'ny fianakavian'i Saoly izay nalatsakareo Eto ny hoe "rà" dia manondro ny olona izay novonoina tao amin'ny fianakavian'i Saoly. Tompon'andraikitra tamin'ny namonoana azy ireo ny mpanjaka. DH: "tamin'ny famonoana ny maro tamin'ny fianakavian'i Saoly" # tamin'ny toerana izay nanjakanareo Nanjaka ho mpanjaka tamin'ny vahoaka iray izay nanjakan'i Saoly ihany i Davida. DH: "tamin'ny toerana izay nanjakanao ho mpanjaka" # teo an-tanan'i Absaloma Eto ny hoe "tanana" dia manondro ny fifehezana. DH: "tao amin'ny fifehezan'i Absaloma"