plt_tn/2sa/16/01.md

494 B

Ziba

Io dia anaran-dehilahy.

Mefiboseta

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 4:4 ihany io anaran-dehilahy io.

mofo roanjato...sampam-boaloboka zato...fehezan'aviavy zato

"mofo 200...ampam-boaloboka 100...fehezan'aviavy 100''

mofo

"mofo mamy"

sampam-boaloboka...fehezan'aviavy

Ireo andianteny ireo dia manondro ny voaloboka na ny aviavy niaraka nopotserina.

voaloboka

"voaloboka maina"

divay iray tavoara

"tavoara feno divay"

torovana

"tena reraka tokoa"