# Ziba Io dia anaran-dehilahy. # Mefiboseta Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 4:4 ihany io anaran-dehilahy io. # mofo roanjato...sampam-boaloboka zato...fehezan'aviavy zato "mofo 200...ampam-boaloboka 100...fehezan'aviavy 100'' # mofo "mofo mamy" # sampam-boaloboka...fehezan'aviavy Ireo andianteny ireo dia manondro ny voaloboka na ny aviavy niaraka nopotserina. # voaloboka "voaloboka maina" # divay iray tavoara "tavoara feno divay" # torovana "tena reraka tokoa"