plt_tn/2sa/16/01.md

32 lines
494 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ziba
Io dia anaran-dehilahy.
# Mefiboseta
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 4:4 ihany io anaran-dehilahy io.
# mofo roanjato...sampam-boaloboka zato...fehezan'aviavy zato
"mofo 200...ampam-boaloboka 100...fehezan'aviavy 100''
# mofo
"mofo mamy"
# sampam-boaloboka...fehezan'aviavy
Ireo andianteny ireo dia manondro ny voaloboka na ny aviavy niaraka nopotserina.
# voaloboka
"voaloboka maina"
# divay iray tavoara
"tavoara feno divay"
# torovana
"tena reraka tokoa"