plt_tn/2sa/15/35.md

702 B

Tsy manana an'i Zadoka sy Abiatara mpisorona hiaraka aminao ve ianao?

Manontany io fanontaniana fampisainana io i Davida mba hilazana amin'i Hosahy fa tsy ho irery izy. Izany dia afaka soratana ho fanambarana. DH: "Ho eo hanampy anao i Zadoka sy Abiatara mpisorona"

na inona na inona renao...ny zavatra rehetra izay renao

Io dia itatra; tsy midika io hoe izay teny rehetra reny. Io dia midika fa ny rehetra amin'ireo zavatra manan-danja sy lalina izay reny.

Ahimaza...Jonatana

Ireo dia anaran-dehilahy.

amin'ny tanan'izy ireo

Ny andianteny hoe "tanan'izy ireo" dia manondro ireo zanaka lahy ary midika fa tokony hanompo ho mpitondra hafatra izy ireo. DH: "ireo zanany mba hilaza amiko"