# Tsy manana an'i Zadoka sy Abiatara mpisorona hiaraka aminao ve ianao? Manontany io fanontaniana fampisainana io i Davida mba hilazana amin'i Hosahy fa tsy ho irery izy. Izany dia afaka soratana ho fanambarana. DH: "Ho eo hanampy anao i Zadoka sy Abiatara mpisorona" # na inona na inona renao...ny zavatra rehetra izay renao Io dia itatra; tsy midika io hoe izay teny rehetra reny. Io dia midika fa ny rehetra amin'ireo zavatra manan-danja sy lalina izay reny. # Ahimaza...Jonatana Ireo dia anaran-dehilahy. # amin'ny tanan'izy ireo Ny andianteny hoe "tanan'izy ireo" dia manondro ireo zanaka lahy ary midika fa tokony hanompo ho mpitondra hafatra izy ireo. DH: "ireo zanany mba hilaza amiko"