plt_tn/2sa/15/35.md

16 lines
702 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsy manana an'i Zadoka sy Abiatara mpisorona hiaraka aminao ve ianao?
Manontany io fanontaniana fampisainana io i Davida mba hilazana amin'i Hosahy fa tsy ho irery izy. Izany dia afaka soratana ho fanambarana. DH: "Ho eo hanampy anao i Zadoka sy Abiatara mpisorona"
# na inona na inona renao...ny zavatra rehetra izay renao
Io dia itatra; tsy midika io hoe izay teny rehetra reny. Io dia midika fa ny rehetra amin'ireo zavatra manan-danja sy lalina izay reny.
# Ahimaza...Jonatana
Ireo dia anaran-dehilahy.
# amin'ny tanan'izy ireo
Ny andianteny hoe "tanan'izy ireo" dia manondro ireo zanaka lahy ary midika fa tokony hanompo ho mpitondra hafatra izy ireo. DH: "ireo zanany mba hilaza amiko"