plt_tn/2sa/15/32.md

933 B

Ary

"Nitranga izany". Io teny io dia manamarika ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara.

teo an-tampon'ny lalana

Ny teny hoe "tampony" eto dia nampiasaina satria niakatra tamin'ny fiakarana ary teo an-tampon'ny havoana i Davida. DH: "teo an-tampon'ny havoana"

izay efa fanompoana an'Andriamanitra

DH: "izay efa nanompoan'ny olona an'Andriamanitra "

Hosahy

Io dia anaran-dehilahy.

Arkita

Io dia anarana vondron'olona.

niaraka tamin'ny akanjony rovitra sy vovon-tany teo amin'ny lohany

Izany dia fihetsika hanehoana henatra sy fibebahana. Eto ny teny hoe "tany" dia midika hoe loto. DH: "Nandrovitra ny fitafiany izy ary nandoto ny lohany mba hanehoana fa tena nalahelo izy (UDB)

hampikorontana ny torohevitr'i Ahitofela ho ahy ianao

Manoro hevitra an'i Hosahy i Davida fa hanohitra ny rehetra izay atoron'i Ahitofela izy. DH: "afaka ampiasaiko ho ahy ianao mba hanohitra ny torohevitr'i Ahitofela"