# Ary "Nitranga izany". Io teny io dia manamarika ny tranga manaraka ao amin'ny fizotry ny tantara. # teo an-tampon'ny lalana Ny teny hoe "tampony" eto dia nampiasaina satria niakatra tamin'ny fiakarana ary teo an-tampon'ny havoana i Davida. DH: "teo an-tampon'ny havoana" # izay efa fanompoana an'Andriamanitra DH: "izay efa nanompoan'ny olona an'Andriamanitra " # Hosahy Io dia anaran-dehilahy. # Arkita Io dia anarana vondron'olona. # niaraka tamin'ny akanjony rovitra sy vovon-tany teo amin'ny lohany Izany dia fihetsika hanehoana henatra sy fibebahana. Eto ny teny hoe "tany" dia midika hoe loto. DH: "Nandrovitra ny fitafiany izy ary nandoto ny lohany mba hanehoana fa tena nalahelo izy (UDB) # hampikorontana ny torohevitr'i Ahitofela ho ahy ianao Manoro hevitra an'i Hosahy i Davida fa hanohitra ny rehetra izay atoron'i Ahitofela izy. DH: "afaka ampiasaiko ho ahy ianao mba hanohitra ny torohevitr'i Ahitofela"