plt_tn/2sa/15/30.md

445 B

tsy nikiraro

tsy nanao kiraro na kapa

nisarona ny lohany

Io dia famantarana fisaonana sy henatra. DH: "nisarona ny lohany tamin'ny fisaonana"

mpikonokonona

olona izay miara-miangona hanohitra olon-kafa

avadiho ho fahadalana re ny torohevitr'i Ahitofela

Mangataka an'i Yaveh mba hanao ny torohevitr'i Ahitofela mba ho adalana sy tsy ilaina i Davida. DH: "aoka re mba izay rehetra atoron'i Ahitofela ho lasa adalana sy tsy mahomby"